plt_tn/num/30/09.md

1.4 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy milaza amin'ireo mpitarika ny foko izay efa nandidian'i Yaveh i Mosesy.

vehivavy nisara-bady

DH: "vehivavy izay nisaraka tamin'ny lehilahy"

izay rehetra namatorany ny tenany

Eto i Mosesy dia miresaka ny fomba hampanantenan'ny vehivavy iray hanatanteraka ny fampanantenany toy ny hoe zavatra izay namatorany ny tenany ny fampanantenany. DH: "izay nanaovany ny tenany mba hanatanteraka"

hanan-kery aminy hatrany

Io dia fomba fiteny. Midika izany fa mbola izy ireo voadiny ary ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 30:3. DH: "voatery hanatanteraka izy"

Raha misy vehivavy nanao voady tao an-tranon'ny vadiny

Io dia manondro vehivavy manambady. Afaka manazava ny hevitr'io fanambarana io ianao. DH: "Raha misy vehivavy manambady manao voady"

dia aoka hitoetra ny voadiny rehetra...hanan-kery

Io dia fomba fiteny. Midika izany fa mbola izy ireo voadiny ary ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 30:3. DH: "dia tsy maintsy hanatanteraka ireo voadiny rehetra izy...tsy maintsy manatanteraka izany izy"

aoka hitoetra ny voadiny rehetra...hanan-kery ny fanerena nataony

Ireo fanambarana roa ireo dia milaza zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny mba hanindriana sy mba ho afaka akambana. DH: "dia tsy maintsy hanan-kery ireo voadiny rehetra sy ireo fampanantenana izay nataony"