forked from WA-Catalog/plt_tn
28 lines
1.4 KiB
Markdown
28 lines
1.4 KiB
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Manohy milaza amin'ireo mpitarika ny foko izay efa nandidian'i Yaveh i Mosesy.
|
||
|
|
||
|
# vehivavy nisara-bady
|
||
|
|
||
|
DH: "vehivavy izay nisaraka tamin'ny lehilahy"
|
||
|
|
||
|
# izay rehetra namatorany ny tenany
|
||
|
|
||
|
Eto i Mosesy dia miresaka ny fomba hampanantenan'ny vehivavy iray hanatanteraka ny fampanantenany toy ny hoe zavatra izay namatorany ny tenany ny fampanantenany. DH: "izay nanaovany ny tenany mba hanatanteraka"
|
||
|
|
||
|
# hanan-kery aminy hatrany
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny. Midika izany fa mbola izy ireo voadiny ary ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 30:3. DH: "voatery hanatanteraka izy"
|
||
|
|
||
|
# Raha misy vehivavy nanao voady tao an-tranon'ny vadiny
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro vehivavy manambady. Afaka manazava ny hevitr'io fanambarana io ianao. DH: "Raha misy vehivavy manambady manao voady"
|
||
|
|
||
|
# dia aoka hitoetra ny voadiny rehetra...hanan-kery
|
||
|
|
||
|
Io dia fomba fiteny. Midika izany fa mbola izy ireo voadiny ary ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 30:3. DH: "dia tsy maintsy hanatanteraka ireo voadiny rehetra izy...tsy maintsy manatanteraka izany izy"
|
||
|
|
||
|
# aoka hitoetra ny voadiny rehetra...hanan-kery ny fanerena nataony
|
||
|
|
||
|
Ireo fanambarana roa ireo dia milaza zavatra iray ihany amin'ny ankapobeny mba hanindriana sy mba ho afaka akambana. DH: "dia tsy maintsy hanan-kery ireo voadiny rehetra sy ireo fampanantenana izay nataony"
|