plt_tn/num/30/06.md

28 lines
1.2 KiB
Markdown

# ny fampanantenana manetriketrika nataony izay namatorany ny tenany
Eto i Mosesy dia miresaka ny vehivavy mampanantena ny hanatanteraka ny fampanantenany toy ny hoe zavatra izay mamatotra ny tenany ny fampanantenany. DH: "ny fampanantenany manetriketrika izay nataony mba hotanterahiny"
# raha manapaka azy izy
Ny fanapahan'ny rainy ny fampanantenan'ilay vehivavy dia resahina toy ny hoe manapaka "azy" izy. DH: "raha manapaka ny fampanantenany izy" na "raha mamono ny fampanantenany izy"
# tsy hijanona hanan-kery ireo
Io dia fomba fiteny. Midika izany fa tsy izy intsony ireo voadiny ary tsy ho takiana mba hanatanteraka ireo izy. DH: "tsy voatery hanatanteraka izy"
# Hamela azy Yaveh
Io dia manondro ny famelan'i Yaveh azy tamin'ny tsy nanatanterahiny ireo voadiny. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "hamela azy tamin'ny tsy nanatanterahiny ireo voadiny i Yaveh"
# voafatotr'ireo voady
Io dia fomba fiteny. Ny hoe "voafatotry" ny voadiny dia midika fa nanao ireo izy ary mbola izy manan-kery ireo. DH: "raha mbola manao ireo voady ireo izy"
# maimaika
zavatra natao tsy am-piheverana
# ireo fanerena ireo
Ny teny hoe "fanerena" dia afaka ambara amin'ny matoanteny hoe "manery." DH: "ireo zavatra izay nanereny ny tenany"