forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
1.0 KiB
Markdown
20 lines
1.0 KiB
Markdown
# ny volana fahafito...isaky ny voaloham-bolana
|
|
|
|
"ny volana faha-7...ny andro faha-1 isaky ny volana" Ny teny hoe "volana" dia manondro ny volana izay ao amin'ny tetiandro Hebreo.
|
|
|
|
# isaky ny voaloham-bolana: ny fanatitra dorana voatokana....hiaraka amin'izany
|
|
|
|
"isam-bolana--fanatitra dorana voatokana...hiaraka amin'izany." Io dia ny fanatitra izay natao tamin'ny andro isam-bolana.
|
|
|
|
# ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroin'izany
|
|
|
|
Ireo dia manondro ireo fanatitra izay tokony omen'ireo mpisorona isan'andro. Ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra sotroina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra dorana mahazatra. DH: "ny fanatitra dorana mahazatra, miaraka amin'ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'izany"
|
|
|
|
# hankatoa izay voadidy
|
|
|
|
DH: "hankatoa izay didin'i Yaveh ianareo" na "hankatoa izay nandidian'i Yaveh ianareo"
|
|
|
|
# fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh
|
|
|
|
DH: " fanatitra zay nodoranao teo amin'ny alitara ho an'i Yaveh"
|