plt_tn/num/29/06.md

1.0 KiB

ny volana fahafito...isaky ny voaloham-bolana

"ny volana faha-7...ny andro faha-1 isaky ny volana" Ny teny hoe "volana" dia manondro ny volana izay ao amin'ny tetiandro Hebreo.

isaky ny voaloham-bolana: ny fanatitra dorana voatokana....hiaraka amin'izany

"isam-bolana--fanatitra dorana voatokana...hiaraka amin'izany." Io dia ny fanatitra izay natao tamin'ny andro isam-bolana.

ny fanatitra dorana mahazatra, ny fanatitra hohanina momba ireo, ary ny fanatitra sotroin'izany

Ireo dia manondro ireo fanatitra izay tokony omen'ireo mpisorona isan'andro. Ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra sotroina dia tsy maintsy atolotra miaraka amin'ny fanatitra dorana mahazatra. DH: "ny fanatitra dorana mahazatra, miaraka amin'ny fanatitra hohanina sy ny fanatitra sotroina izay ampiarahina amin'izany"

hankatoa izay voadidy

DH: "hankatoa izay didin'i Yaveh ianareo" na "hankatoa izay nandidian'i Yaveh ianareo"

fanatitra natao tamin'ny afo ho an'i Yaveh

DH: " fanatitra zay nodoranao teo amin'ny alitara ho an'i Yaveh"