plt_tn/num/27/22.md

602 B

ary napetrany teo anoloan'i

"ary nilaza taminy mba hijoro teo anatrehan'ny"

Nametraka ny tanany taminy izy ary nandidy azy mba hitarika

Ny "izy" dia manondro an'i Mosesy, ary ny hoe "azy" dia manondro an'i Josoa.

Nametraka ny tanany taminy izy

Ny fametrahan-tanana dia fomba fanokanana olona mba hanao asa manokana ho an'Andriamanitra.

mba hitarika

Afaka manazava ny fampahalalana efa fantatra ny mba hitarihana ny vahoaka ianao. DH: "mba hitarika ny vahoaka" na "mba ho mpitarika ireo Israelita"

araka izay efa nandidian'i Yaveh ho ataony

Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Mosesy.