# ary napetrany teo anoloan'i "ary nilaza taminy mba hijoro teo anatrehan'ny" # Nametraka ny tanany taminy izy ary nandidy azy mba hitarika Ny "izy" dia manondro an'i Mosesy, ary ny hoe "azy" dia manondro an'i Josoa. # Nametraka ny tanany taminy izy Ny fametrahan-tanana dia fomba fanokanana olona mba hanao asa manokana ho an'Andriamanitra. # mba hitarika Afaka manazava ny fampahalalana efa fantatra ny mba hitarihana ny vahoaka ianao. DH: "mba hitarika ny vahoaka" na "mba ho mpitarika ireo Israelita" # araka izay efa nandidian'i Yaveh ho ataony Eto ny hoe "-ny" dia manondro an'i Mosesy.