plt_tn/num/27/18.md

625 B

Alaivo Josoa zanak'i Nona, lehilahy izay hitoeran'ny Fanahiko

Ny Fanahin'i Yaveh ao amin'i Josoa, dia midika fa mankatoa an'i Yaveh i Josoa ary manaraka ireo didiny.

apetraho aminy ny tananao

Io dia famantarana ny fitokanan'ny olona iray ho amin'ny asa fanompoana an'Andriamanitra. DH: "apetraho aminy mba hanendrena azy ny tananao"

ary mandidia azy eo anoloan'ny mason'izy ireo mba hitarika azy ireo

Eto ny hoe "mason'izy ireo" dia manondro ny vahoaka. Nosoratana tahaka izao izany mba hanindriana izay hitan'izy ireo. DH: "ary eo anatrehan'izy rehetra no handidianao an'i Josoa mba hitarika ny vahoakan'Israely"