plt_tn/num/27/18.md

12 lines
625 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Alaivo Josoa zanak'i Nona, lehilahy izay hitoeran'ny Fanahiko
Ny Fanahin'i Yaveh ao amin'i Josoa, dia midika fa mankatoa an'i Yaveh i Josoa ary manaraka ireo didiny.
# apetraho aminy ny tananao
Io dia famantarana ny fitokanan'ny olona iray ho amin'ny asa fanompoana an'Andriamanitra. DH: "apetraho aminy mba hanendrena azy ny tananao"
# ary mandidia azy eo anoloan'ny mason'izy ireo mba hitarika azy ireo
Eto ny hoe "mason'izy ireo" dia manondro ny vahoaka. Nosoratana tahaka izao izany mba hanindriana izay hitan'izy ireo. DH: "ary eo anatrehan'izy rehetra no handidianao an'i Josoa mba hitarika ny vahoakan'Israely"