plt_tn/num/26/65.md

367 B

Tsy nisy olona sisa tavela teo amin'izy ireo, afa-tsy

Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoaka rehetra izay nisaina tany an'efitr'i Sinay. DH: "Ny olona izay ho sisa velona dia" (UDB)

zanak'i Jefone

Jefone dia rain'i Kaleba. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 13:5.

zanak'i Nona

Nona dia rain'i Josoa. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:28.