# Tsy nisy olona sisa tavela teo amin'izy ireo, afa-tsy Ny teny hoe "izy ireo" dia manondro ny vahoaka rehetra izay nisaina tany an'efitr'i Sinay. DH: "Ny olona izay ho sisa velona dia" (UDB) # zanak'i Jefone Jefone dia rain'i Kaleba. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 13:5. # zanak'i Nona Nona dia rain'i Josoa. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 11:28.