plt_tn/num/26/54.md

573 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh.

omenao lova betsaka

Amin'ity andalana ity, ny teny hoe "lova" dia manondro ny tany lovaina. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "omeo tany maro ho lova"

izay voaiisa

DH: "izay nisain'ireo mpitarik'Israely"

tsy maintsy zaraina...ny tany

DH: "tsy maintsy zarainao ny tany"

amin'ny filokana kisendrasendra

"amin'ny antsapaka"

ho zaraina...izany

DH: "hizara izany ianao"

nozaraina ho azy ireo

DH: "ary tsy maintsy mizara ny tany ho azy ireo ianao"