# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miresaka amin'i Mosesy i Yaveh. # omenao lova betsaka Amin'ity andalana ity, ny teny hoe "lova" dia manondro ny tany lovaina. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "omeo tany maro ho lova" # izay voaiisa DH: "izay nisain'ireo mpitarik'Israely" # tsy maintsy zaraina...ny tany DH: "tsy maintsy zarainao ny tany" # amin'ny filokana kisendrasendra "amin'ny antsapaka" # ho zaraina...izany DH: "hizara izany ianao" # nozaraina ho azy ireo DH: "ary tsy maintsy mizara ny tany ho azy ireo ianao"