plt_tn/num/26/35.md

553 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manisa ireo lehilahy, 20 taona no ho miakatra, araka ny fokon'izy ireo sy ny fianakaviany ireo mpitarik'Israely.

Ireo no fokon'ny taranak'i Josefa

Ny teny hoe "ireo" dia manondro ireo lehilahy rehetra taranak'ireo zanak'i Josefa, Efraima ary Manase. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Ireo no taranak'i Josefa, taranaka avy amin'ireo zanaka lahin'i Manase sy Efraima"

isaina ao amin'ny taranany tsirairay

DH: "nanisa azy ireo tao amin'ny fokon'izy ireo tsirairay avy izy ireo"