# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manisa ireo lehilahy, 20 taona no ho miakatra, araka ny fokon'izy ireo sy ny fianakaviany ireo mpitarik'Israely. # Ireo no fokon'ny taranak'i Josefa Ny teny hoe "ireo" dia manondro ireo lehilahy rehetra taranak'ireo zanak'i Josefa, Efraima ary Manase. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka atao mazava. DH: "Ireo no taranak'i Josefa, taranaka avy amin'ireo zanaka lahin'i Manase sy Efraima" # isaina ao amin'ny taranany tsirairay DH: "nanisa azy ireo tao amin'ny fokon'izy ireo tsirairay avy izy ireo"