plt_tn/num/25/10.md

8 lines
468 B
Markdown

# efa nanaisotra ny fahatezerako tamin'ny vahoakan'Israely
Ny hatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka ailika ara-batana mba hanatsaharana izany. DH: "nahatonga Ahy tsy ho tezitra amin'ny vahoakan'Israely intsony"
# tsy nitelina ny vahoakan'Israely tamin'ny fahasiahako Aho
Andriamanitra dia resahina toy ny hoe biby masiaka izay afaka mitelina ny vahoakan'Israely. DH: "Efa nandringana ny vahoakan'Israely tamin'ny hatezerako lehibe Aho"