plt_tn/num/25/10.md

468 B

efa nanaisotra ny fahatezerako tamin'ny vahoakan'Israely

Ny hatezeran'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka ailika ara-batana mba hanatsaharana izany. DH: "nahatonga Ahy tsy ho tezitra amin'ny vahoakan'Israely intsony"

tsy nitelina ny vahoakan'Israely tamin'ny fahasiahako Aho

Andriamanitra dia resahina toy ny hoe biby masiaka izay afaka mitelina ny vahoakan'Israely. DH: "Efa nandringana ny vahoakan'Israely tamin'ny hatezerako lehibe Aho"