plt_tn/num/25/04.md

642 B

avokoa ireo mpitariky ny vahoaka rehetra

Midika izany fa io dia manondro ireo mpitarika izay meloka noho ny fanompoan-tsampy. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka ambara mazava. DH: "ireo mpitariky ny vahoaka rehetra izay meloka noho ny fanompoan-tsampy"

mba hampiharihariana azy ireo amin'ny andro

Midika izany fa hamono ireo vahoaka ireo ary hamela ny fatin'izy ireo any ivelany izay ahafahan'ny olona mahita izany ireo mpitarik'Israely.

tamin'ireo mpitariky ny Israely

"tamin'ireo mpitarika izay tsy meloka noho ny fanompoan-tsampy"

Peora

Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28.