# avokoa ireo mpitariky ny vahoaka rehetra Midika izany fa io dia manondro ireo mpitarika izay meloka noho ny fanompoan-tsampy. Ny hevitra fenon'io fanambarana io dia afaka ambara mazava. DH: "ireo mpitariky ny vahoaka rehetra izay meloka noho ny fanompoan-tsampy" # mba hampiharihariana azy ireo amin'ny andro Midika izany fa hamono ireo vahoaka ireo ary hamela ny fatin'izy ireo any ivelany izay ahafahan'ny olona mahita izany ireo mpitarik'Israely. # tamin'ireo mpitariky ny Israely "tamin'ireo mpitarika izay tsy meloka noho ny fanompoan-tsampy" # Peora Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28.