plt_tn/num/25/01.md

412 B

Sitima

Io dia anaran-toerana any Moaba.

niankohoka

Io dia fihetsika fanompoana.

Peora

Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28.

nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh

Ny fitombon'ny hatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe afo nanomboka nandoro. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ihany ao amin'ny 21:19. DH: "Nanjary tezitra mafy Yaveh"