# Sitima Io dia anaran-toerana any Moaba. # niankohoka Io dia fihetsika fanompoana. # Peora Peora dia anaran-tendrombohitra. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 23:28. # nirehitra tamin'Israely ny hatezeran'i Yaveh Ny fitombon'ny hatezeran'i Yaveh dia resahina toy ny hoe afo nanomboka nandoro. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ihany ao amin'ny 21:19. DH: "Nanjary tezitra mafy Yaveh"