plt_tn/num/24/23.md

460 B

Iza no ho velona rehefa hanao izany Andriamanitra?

Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy na iza na iza ho velona rehefa manao izany Andriamanitra!"

Kitima

Io dia anaran-tanàna any amin'ny nosy any amin'ny Ranomasina Mediteraneana.

izy ireo, kanefa, dia ho fahapotehana ihany koa no hiafaran'izy ireo

Ny anarana hoe "fahapotehana" dia afaka ambara amin'ny asa. DH: "Handrava azy ireo ihany koa Andriamanitra"