# Iza no ho velona rehefa hanao izany Andriamanitra? Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy misy na iza na iza ho velona rehefa manao izany Andriamanitra!" # Kitima Io dia anaran-tanĂ na any amin'ny nosy any amin'ny Ranomasina Mediteraneana. # izy ireo, kanefa, dia ho fahapotehana ihany koa no hiafaran'izy ireo Ny anarana hoe "fahapotehana" dia afaka ambara amin'ny asa. DH: "Handrava azy ireo ihany koa Andriamanitra"