plt_tn/num/24/15.md

485 B

Balama zanak'i Beora

Beora dia rain'i Balama. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:5.

izay midiridiry maso

Io fomba fiteny io dia midika hoe mahita sy mahatakatra mazava izy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:2.

izay manana fahalalana avy amin'ilay Avo Indrindra

Ny teny hoe "fahalalana" dia afaka ambara amin'ny asa. DH: "izay mahalala ireo zavatra izay nambaran'Andriamanitra Avo Indrindra taminy"

iankohofany

Io dia famantarana ny fanekena an'Andriamanitra.