# Balama zanak'i Beora Beora dia rain'i Balama. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:5. # izay midiridiry maso Io fomba fiteny io dia midika hoe mahita sy mahatakatra mazava izy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 24:2. # izay manana fahalalana avy amin'ilay Avo Indrindra Ny teny hoe "fahalalana" dia afaka ambara amin'ny asa. DH: "izay mahalala ireo zavatra izay nambaran'Andriamanitra Avo Indrindra taminy" # iankohofany Io dia famantarana ny fanekena an'Andriamanitra.