plt_tn/num/24/10.md

252 B

Nirehitra...ny hatezeran'i Balaka

Ny fitombon'ny hatezeran'i Balaka dia resahina toy ny hoe afo manomboka mandoro izany. DH: "Nanjary tezitra mafy Balaka"

namokona ny tanany tamim-pahatezerana

Izany dia mariky ny korontana sy hatezerana lehibe.