# Nirehitra...ny hatezeran'i Balaka Ny fitombon'ny hatezeran'i Balaka dia resahina toy ny hoe afo manomboka mandoro izany. DH: "Nanjary tezitra mafy Balaka" # namokona ny tanany tamim-pahatezerana Izany dia mariky ny korontana sy hatezerana lehibe.