forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
617 B
Markdown
20 lines
617 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Manohy maminany eo ambany fifehezan'ny Fanahin'Andriamanitra i Balama.
|
|
|
|
# Miteny...izy...Mahita...izy
|
|
|
|
Eto Balama dia manondro ny tenany amin'ny hoe "izy".
|
|
|
|
# hiankohofany
|
|
|
|
Io dia fihetsika fanetre-tena.
|
|
|
|
# amin'ny masony mihiratra
|
|
|
|
Eto ny "maso mihiratra" dia fomba fiteny izay midika hoe efa nahazo fahafahana mba hahafantatra izay tian'Andriamanitra tenenina i Balama.
|
|
|
|
# Endrey ny hakanton'ny lainao, ry Jakoba, ny toerana izay itoeranao, ry Israely!
|
|
|
|
Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo dia manindry fa tsara amin'i Balama ny tobin'ny Israelita.
|