plt_tn/num/24/04.md

617 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy maminany eo ambany fifehezan'ny Fanahin'Andriamanitra i Balama.

Miteny...izy...Mahita...izy

Eto Balama dia manondro ny tenany amin'ny hoe "izy".

hiankohofany

Io dia fihetsika fanetre-tena.

amin'ny masony mihiratra

Eto ny "maso mihiratra" dia fomba fiteny izay midika hoe efa nahazo fahafahana mba hahafantatra izay tian'Andriamanitra tenenina i Balama.

Endrey ny hakanton'ny lainao, ry Jakoba, ny toerana izay itoeranao, ry Israely!

Ireo fanambarana roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Ireo dia manindry fa tsara amin'i Balama ny tobin'ny Israelita.