plt_tn/num/23/09.md

16 lines
525 B
Markdown

# Avy eo an-tampon'ny vatolampy no ahitako Azy...avy eny amin'ny havoana no hijereko Azy
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Nahita ny Israely avy eo an-tampon'ny havoana i Balama.
# ahitako azy...hijereko azy
Eto ny hoe "azy" dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'Israely.
# misy vahoaka
"misy vondron'olona"
# tsy mihevitra ny tenany ho firenena tsotra
Io fehezanteny mihiba io dia nampiasaina mba hanindry fa ny mifanohitra amin'izany no marina. DH: "mihevi-tena ho firenena miavaka izy ireo"