plt_tn/num/23/09.md

525 B

Avy eo an-tampon'ny vatolampy no ahitako Azy...avy eny amin'ny havoana no hijereko Azy

Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Nahita ny Israely avy eo an-tampon'ny havoana i Balama.

ahitako azy...hijereko azy

Eto ny hoe "azy" dia sarinteny izay manondro ny vahoakan'Israely.

misy vahoaka

"misy vondron'olona"

tsy mihevitra ny tenany ho firenena tsotra

Io fehezanteny mihiba io dia nampiasaina mba hanindry fa ny mifanohitra amin'izany no marina. DH: "mihevi-tena ho firenena miavaka izy ireo"