plt_tn/num/22/26.md

231 B

irehitra ny fahatezeran'i Balama

Ny fitombon'ny hatezeran'i Balama dia resahina toy ny hoe afo izay manomboka mandoro izany. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 22:2. DH: "Nanjary tezitra mafy Balama"