plt_tn/num/22/26.md

4 lines
231 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# irehitra ny fahatezeran'i Balama
Ny fitombon'ny hatezeran'i Balama dia resahina toy ny hoe afo izay manomboka mandoro izany. Jereo ny nandikanao ny andianteny mitovy amin'izany ao amin'ny 22:2. DH: "Nanjary tezitra mafy Balama"