plt_tn/num/22/24.md

328 B

Nikisina ny rindrina

Io dia fomba handosirana ilay anjelin'i Yaveh teo amin'ny lalana.

Nikisina...izy

Ny biby matetika dia tondroina amin'ny hoe "azy" na "izy". DH: "Nikisina izany"

nanery ny tongotr'i Balama tamin'izany

"nanosika ny tongotr'i Balama hidona amin'izany" na "nandratra ny tongotr'i Balama tamin'izany"