plt_tn/num/22/24.md

12 lines
328 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nikisina ny rindrina
Io dia fomba handosirana ilay anjelin'i Yaveh teo amin'ny lalana.
# Nikisina...izy
Ny biby matetika dia tondroina amin'ny hoe "azy" na "izy". DH: "Nikisina izany"
# nanery ny tongotr'i Balama tamin'izany
"nanosika ny tongotr'i Balama hidona amin'izany" na "nandratra ny tongotr'i Balama tamin'izany"