plt_tn/num/21/29.md

636 B

Moaba...olon'i Kemosy

Ireo andianteny roa ireo dia manondro vahoaka iray ihany.

olon'i Kemosy

"Kemosy" dia anaran'andriamani-tsy izy izay notompoin'ireo Moabita. DH: "ny vahoaka izay manompo an'i Kemosy"

Nataony...ireo zanany lahy

Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Kemosy.

resinay

Eto ny hoe "-nay" dia manondro ireo Israelilta izay nandresy an'i Sihona.

Hesbona dia rava

DH: "Noravainay i Hesbona"

Hesbona...lalana rehetra mankany Dibona...lalana rehetra mankany Nofa....mihazo an'i Medeba

Ireo dia toerana ao amin'ny fanjakan'i Sihona avokoa. Midika izany fa nandrava ny firenen'i Sihona manontolo ireo Israelita.