# Moaba...olon'i Kemosy Ireo andianteny roa ireo dia manondro vahoaka iray ihany. # olon'i Kemosy "Kemosy" dia anaran'andriamani-tsy izy izay notompoin'ireo Moabita. DH: "ny vahoaka izay manompo an'i Kemosy" # Nataony...ireo zanany lahy Ny hoe "-ny" dia manondro an'i Kemosy. # resinay Eto ny hoe "-nay" dia manondro ireo Israelilta izay nandresy an'i Sihona. # Hesbona dia rava DH: "Noravainay i Hesbona" # Hesbona...lalana rehetra mankany Dibona...lalana rehetra mankany Nofa....mihazo an'i Medeba Ireo dia toerana ao amin'ny fanjakan'i Sihona avokoa. Midika izany fa nandrava ny firenen'i Sihona manontolo ireo Israelita.