plt_tn/num/20/17.md

402 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy miresaka amin'ny mpanjakan'i Edoma ireo mpitondra hafatra.

Tsy hivily hiankavanana na hiankavia izahay

Eto ny hoe "mivily" dia manambara ny fialana amin'ny lalana. DH: "Tsy hiala amin'ny lalana na ho aiza na ho aiza izahay"

ny lalamben'ny mpanjaka

Io dia lalambe izay mampifandray an'i Damaskosy any avaratra amin'ny tany mihidin'i Akaba any atsimo.