# Fampifandraisana ny foto-kevitra: Manohy miresaka amin'ny mpanjakan'i Edoma ireo mpitondra hafatra. # Tsy hivily hiankavanana na hiankavia izahay Eto ny hoe "mivily" dia manambara ny fialana amin'ny lalana. DH: "Tsy hiala amin'ny lalana na ho aiza na ho aiza izahay" # ny lalamben'ny mpanjaka Io dia lalambe izay mampifandray an'i Damaskosy any avaratra amin'ny tany mihidin'i Akaba any atsimo.