plt_tn/num/19/09.md

423 B

Ny olona izay madio

Ny hoe eken'Andriamanitra sy tafiditra hanao izay asa masina dia resahina toy ny hoe madio.

ireo lavenona ireo dia hotehirizina

DH: "Tsy maintsy mitahiry ireo lavenona ireo ianao"

eo amin'ny toerana madio

Ny hoe eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio.

Hitoetra maloto...izy

Ny hoe tsy eken'Andriamanitra na tsy tafiditra hanao izay asa masina dia resahina toy ny hoe tsy madio.