# Ny olona izay madio Ny hoe eken'Andriamanitra sy tafiditra hanao izay asa masina dia resahina toy ny hoe madio. # ireo lavenona ireo dia hotehirizina DH: "Tsy maintsy mitahiry ireo lavenona ireo ianao" # eo amin'ny toerana madio Ny hoe eken'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe madio. # Hitoetra maloto...izy Ny hoe tsy eken'Andriamanitra na tsy tafiditra hanao izay asa masina dia resahina toy ny hoe tsy madio.