plt_tn/num/16/36.md

16 lines
382 B
Markdown

# hamono ny afo
Io dia manondro ireo afo izay nandoro ireo lehilahy 250.
# ireo izay namoy ny ainy
Ny famoizana ny ain'izy ireo dia manambara hoe maty. DH: "ireo izay maty''
# Aoka ireny ho atao
Eto ny hoe "ireny" dia manondro ireo fitondran'afo. DH: "Aoka i Eleazara hanao ireo"
# voatokana ho Ahy ireny....Ho famantarana
Eto ny hoe "ireny" dia manondro ireo fitondran'afo.