plt_tn/num/16/36.md

382 B

hamono ny afo

Io dia manondro ireo afo izay nandoro ireo lehilahy 250.

ireo izay namoy ny ainy

Ny famoizana ny ain'izy ireo dia manambara hoe maty. DH: "ireo izay maty''

Aoka ireny ho atao

Eto ny hoe "ireny" dia manondro ireo fitondran'afo. DH: "Aoka i Eleazara hanao ireo"

voatokana ho Ahy ireny....Ho famantarana

Eto ny hoe "ireny" dia manondro ireo fitondran'afo.