plt_tn/num/16/04.md

8 lines
282 B
Markdown

# nampiankohoka ny tavany izy
Io dia milaza fa nanetri-tena teo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy. Natahotra izy fa sao hanasazy ny vahoaka tamin'ny fikomiana tamin'Andriamanitra sy ireo mpitarika voafidiny Andriamanitra.
# izay voatokana ho Azy
DH: "izay natokan'i Yaveh ho azy"