plt_tn/num/16/04.md

282 B

nampiankohoka ny tavany izy

Io dia milaza fa nanetri-tena teo anatrehan'Andriamanitra i Mosesy. Natahotra izy fa sao hanasazy ny vahoaka tamin'ny fikomiana tamin'Andriamanitra sy ireo mpitarika voafidiny Andriamanitra.

izay voatokana ho Azy

DH: "izay natokan'i Yaveh ho azy"