forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
576 B
Markdown
12 lines
576 B
Markdown
# roa ampahafolon'ny efaha
|
|
|
|
Ny efaha dia mari-pandrefesana mira eo ho eo amin'ny 22 litatra. DH: "eo ho eo amin'ny 2 litatra" na "roa litatra"
|
|
|
|
# ampahatelon'ny hina
|
|
|
|
Ny hina dia mari-pandrefesana mira eo ho eo amin'ny 3.7 litatra. DH: "eo ho eo amin'ny 1 litatra" na "iray litatra"
|
|
|
|
# Hamokatra hanitra mani-pofona ho an'i Yaveh izany
|
|
|
|
"Hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh izany." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fandorana sorona avy amin'ny omby na ondry"
|