plt_tn/num/15/06.md

576 B

roa ampahafolon'ny efaha

Ny efaha dia mari-pandrefesana mira eo ho eo amin'ny 22 litatra. DH: "eo ho eo amin'ny 2 litatra" na "roa litatra"

ampahatelon'ny hina

Ny hina dia mari-pandrefesana mira eo ho eo amin'ny 3.7 litatra. DH: "eo ho eo amin'ny 1 litatra" na "iray litatra"

Hamokatra hanitra mani-pofona ho an'i Yaveh izany

"Hamokatra fofona izay ankasitrahan'i Yaveh izany." Ny fankasitrahan'ny Tompo ny hanitra dia manambara ny fankasitrahany ny olona izay mandoro ny fanatitra. DH: "mba hampifaly an'i Yaveh amin'ny fandorana sorona avy amin'ny omby na ondry"