plt_tn/num/14/17.md

523 B

Tsy mba manamarina ny meloka Izy

"tsy hanamarina ny olo-meloka tokoa Izy." Ny fanamarinana ny fahotan'ny olona dia sarinteny hilazana ny fandavana ny hanasazy azy ireo. Tsy hanamarina ny fahotan'ny olo-meloka Andriamanitra. DH: "Hanafay ny meloka foana Izy"

fa mamaly ny fahotan'ny razambe amin'ny taranak'izy ireo

Ny fanasaziana ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka entina sy apetraka amin'ny olona ny sazy. DH: "rehefa manasazy ny heloky ny taranaky ny olona noho ny heloky ny fahotan'ny olona Izy"