plt_tn/num/14/17.md

8 lines
523 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy mba manamarina ny meloka Izy
"tsy hanamarina ny olo-meloka tokoa Izy." Ny fanamarinana ny fahotan'ny olona dia sarinteny hilazana ny fandavana ny hanasazy azy ireo. Tsy hanamarina ny fahotan'ny olo-meloka Andriamanitra. DH: "Hanafay ny meloka foana Izy"
# fa mamaly ny fahotan'ny razambe amin'ny taranak'izy ireo
Ny fanasaziana ny olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay afaka entina sy apetraka amin'ny olona ny sazy. DH: "rehefa manasazy ny heloky ny taranaky ny olona noho ny heloky ny fahotan'ny olona Izy"