plt_tn/num/13/17.md

616 B

Tsara ve izany sa ratsy? Tanàna inona no ao? Toy ny toby ve izy ireo, sa tanàna mimanda?

Mametraka ireo fanontaniana ireo i Mosesy mba hanazavana ny karazana fampahalalana izay tokony ho taterin'ireo lehilahy any aminy. Ireo dia afaka ambara amin'ny fehezanteny. DH: "Jereo raha tsara na ratsy ny tany, karazana tanàna toy ny ahoana ireo, na toby fotsiny ihany ireo tanàna ireo, na manda fiarovana manodidina azy ireo izany."

Toy ny toby ve izy ireo, sa tanàna mimanda?

Ny tanàna mimanda dia misy manda mafy manodidina azy mba hiarovana ireo amin'ny tafika fahavalo. Tsy manana ireo manda ireo ny toby.